Teny iditra | sevoka | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Maimay hanao zavatra, nefa malaky mijanona; maimaika amin' izay atao fa mora kivy na leony [1.1] | |
Sampanteny |
| |
Tovy hevitra | sevosevo ~ sevotsevoka | |
Fivaditsoratra | savoke, sevoka, vesoka |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |