| Teny iditra | 1 sia |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
6 [Bara] very, diso lalana
[1.78] 7 [Tanala] very lalana, tsy mahita izay tena lalana aleha [1.78] 8 [Tanosy] very lalana [1.78] 9 fahadisoan-dalana, fiviliana, fibirioka 10 Haitraitra, sitrapo: Olona be sisia 11 Fandehanana foana atsỳ sy arỳ [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
12 a turning aside, a wandering about
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
13 action de se détourner, d'errer par-ci par-là
[1.8] |
| Tovy hevitra | 14 siasia |
| Fivaditsoratra | 15 asy, 16 isa, 17 say, sia |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22 |
|