Teny iditra | 1 sia |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Sampanteny |
|
Fanazavàna teny malagasy |
5 very, diso lalana [Bara]
[1.78] 6 very lalana, tsy mahita izay tena lalana aleha [Tanala] [1.78] 7 very lalana [Tanosy] [1.78] 8 fahadisoan-dalana, fiviliana, fibirioka 9 Haitraitra, sitrapo: Olona be sisia 10 Fandehanana foana atsỳ sy arỳ [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
11 a turning aside, a wandering about [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
12 action de se détourner, d'errer par-ci par-là [1.8] |
Tovy hevitra | 13 siasia |
Fivaditsoratra | 14 isa, sia |
Nohavaozina tamin' ny 2022/04/12 |