Teny iditra siansa
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fitambaran' ny fahaizana amam-pahalalan' ny olombelona momba ny toetran' ny zavaboary, ny hery ao aminy, sns... azo tamin' ny fandinihana ny toetrany sy ny fomba amam-pitsipika mifehy azy sy ny fanandramana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Science [1.7]
Fanazavàna teny frantsay La science [1.8]
Ohatra 
1Hita koa fa efa nikasika ny siansa ny sain' ny Ntaolo. [2.285]
2Ho hitantsika amin' ny fianarana siansa ny andinidininy. [2.332]
3Famonoana fahavalo amin' ny fampiharana ny siansa angamba no metimety kokoa. [2.472]
Kamban-teny 
Ny fihaviany Frantsay: science.
Tsipelina hafa 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2021/10/12