|
|
|
|

Teny iditra 1  siantsiana
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  8 Fiviliana amin' izay tokony ho izy; fahadisoam-pandeha noho ny haitraitra [1.1]
Tovy hevitra  9 siasia

Fivaditsoratra  10 saintsaina, siantsiana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22