|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  sidintsidina
Fototeny  2  sidina
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1#677]
Fanazavàna teny frantsay  5  [duplicatif fréquentatif] [1.3#603]

Teny iditra (2/2)6  sidintsidina
Sokajin-teny  7  anarana
Voambolana  8  Haibiby: vorona
Fanazavàna teny malagasy  9  Karazam-borona mainty ny lamosiny, fotsy ny takibany ary ny volombodiny somary dimbana; mahatratra 16.18 sm ny halavany; ny sidintsidina dia mivelona amin' ny bibikely rampasany amin' ny vavany eny am-panidinana [1.1#677]
Fanazavàna teny anglisy  10  a swallow [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11  les hirondelles [1.3#603]
12  hirondelle [1.54, 1.8]
Ohatra  13  Ka dia mikoraraika tahaka ny sidintsidina sy ny vano aho. [2.996#]
Tsipelina hafa  14  sidisidina
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20