|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  sifotra
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  12 Halatralatra madinika atao amim-pahakingana, famitahana tsy mendrika. [1.1]

Teny iditra (2/2) 13  sifotra
Sokajin-teny  14  anarana
Fanazavàna teny malagasy  15 Biby misy akorany boribory ny vatany ary misy tandrony roa lava ny lohany: Misy karazany maro ny sifotra, fa ao ny sifomainty, ny sifotr' ala, ny sifotr' amboa [1.1]
16 karazam-biby tsy misy taolana [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  17 snail [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  18 escargot, limace [1.8]
19 mollusque, escargot [1.13]
Voambolana  20  Haibiby: tsy manan-kazon-damosina
Fikambanana  21  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 11 misy ny teny hoe sifotra
Ohabolana  22  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  23 faritso, 24 fitrosa, 25 fositra, 26 rafotsy, 27 ratsy fo, sifotra, 28 Tryfosa, 29 tsirofa

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21