|
|
|
|

Teny iditra1  sigara
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Ravimparaky voatorotoro mihorona ao anaty taratasy manify ka atao fifoka: Nahalany sigara telo pake isan' andro aho taloha [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4  a cigar, a cigarette [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5  cigare, cigarette [1.8]
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  7  garasy, sigara

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31