|
|
|
|

Teny iditra 1  silina
Fototeny  2 sily
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Enti-milaza zavatra izay tsy anomezana betsaka fa sombiny kely foana: Efa silinareo izaitsizy ity siramamy! Nahoana moa raha dia tsy omenareo mihitsy izahay ?
9 amidy na vidina lafo dia lafo [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04