|
|
|
|

Teny iditra 1  simahina
Fototeny  2 simaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Alana, tsoahina amin' ny fisintonana azy: Simaho io rantsan-kazo io [1.1]
Tovy hevitra  9 simahana

Fivaditsoratra  10 mahisina, 11 manihisa, 12 manisiha, 13 mihasina, simahina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22