Teny iditra | 1 sinaso |
Fototeny | 2 saso |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 voasaso, tambatambazana, kolikolena, saroroina, fitahina amin-kafetsena: Nosinasony teo ilay olona dia nanaiky [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 cajolé, sondé [1.3#587] |
Haiendriteny |
|
Tovy hevitra | 9 voasaso |
Fivaditsoratra | 10 sinaso, sinosa |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |