Teny iditra | sinava (sava) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Voasava, savaina, zahana ao anaty zavatra: Nosinava tao anaty ahitra ny peratro no hita Hadina, diovina: Nosinava ny lalana sao latsaka teny ilay vola [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | Qu’on a dégagé, éclairci, dissipé, diminué, fouillé, approfondi [1.3] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Tovy hevitra | voasava | ||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
![]() |