|
|
|
|

Teny iditra 1  sinazoka
Fototeny  2 sazoka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Voasazoka, alaina tsy an-drariny: Nosinazok' ilay olona ny tranony [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20