Teny iditra singam-peo
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Ny feo mandeha tsirairay amin' ny rafitry ny teny araka ny ava-peo. Misy singany telo ao anatin' ny teny hoe vao: v, a, o [1.1]
Voambolana 
Kamban-teny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31