Teny iditra singanina (singana)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza ny iray na ny sasany ihany izay alaina amin' ny maso: Ny fotsy ihany singanina, hoy i Nenibe tamin' i Soa naka ny volofotsiny
Avahana ka marihina: Miteny aminareo mpianatra jiaby aho, ary singaniko manokana ny kilasy fahatelo [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Qu'on rend impair, qu'on fait aller seul [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : singanina, singaniko, singaninao, singaniny, singanintsika, singaninay, singaninareo, singanin', singanin-, singanim-, singani-
Ny lasa : nosinganina, nosinganiko, nosinganinao, nosinganiny, nosinganintsika, nosinganinay, nosinganinareo, nosinganin', nosinganin-, nosinganim-, nosingani-
Ny hoavy : hosinganina, hosinganiko, hosinganinao, hosinganiny, hosinganintsika, hosinganinay, hosinganinareo, hosinganin', hosinganin-, hosinganim-, hosingani-
Filaza mandidy : singano

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20