|
|
|
|

Teny iditra 1  sinily
Fototeny  2 sily
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Voasily, silina, tsitsina, alaina ka kely dia kely no atao indray manao na maka: Nosiniliny ny sira nomeny anay [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  8 donné en petite quantité, vendu chèrement [1.3#605]
Tovy hevitra  9 voasily

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22