|
|
|
|

Teny iditra 1  sinisy
Fototeny  2 sisy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 voasisy, kikisana: Nosinisin' ny voalavo ilay mofo tao anaty harona
8 esorina ny mivohibohitra aminy (hazo fisaka): Efa nosinisinao ve ilay hazo fisaka ? [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  9 redressé [1.3#610]
Tovy hevitra  10 voasisy

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22