Teny iditra |
sinoa
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Ny firenana tompon-tany any amin' ny tany midadasik' i Sina:
Ny Sinoa no be indrindra amin' ny mponina eto ambonin' ny tany
[1.1]
|
Ohatra | Mpanao kaonty ami-mpivarotra sinoa rangahy io, izany hoe tsy dia manao ahoana ilay fianakaviana.
[2.472]
|
Ny fihaviany | Frantsay: chinois.
|
|
Teny iditra |
sinoa
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Mikasika an' i Sina, an' i Sina na avy any Sina:
Anisan' ny sarotra amin' ny fiteny rehetra ny teny sinoa [1.1]
|
|