|
|
|
|

Teny iditra1  sinongona
Fototeny  2  songona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Voasongona, songonana, ihoarana: Nosinongon-jandriny lahy ilay zokiny
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3#631] ce qu'on a obtenu en offrant plus qu'un autre, ou en demandant apres lui ; celui qu’on a vaincu en donnant plus que lui, ou en demandant après lui
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
Tovy hevitra  9  voasongona

Fivaditsoratra  10  isongonan, nasongony, ningosoan, nisongona, nongaosin, nosongany, sinongona, songonany

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21