Teny iditra sintobe
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Bezanozano] (dihy) mamindra intelo (mitsatotsatoka) mandroso, manao tahaka io koa mihemotra... ka ny rehetra: mifampitan-tsoroka milahatra iray tomandavana an-drirana (misy hatramin' ny roapolo no laharany iray, ka telo diany, dia tsy sosohana intsony). [2.245]
Ohatra Amin' ny dihy, dia ao ny trako, ny betatoato, ny vangaratra, ny mangoleda, ny tsiketraketraka, ny sintobe, ny elakelaka. [2.245]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31