|
|
|
|

Teny iditra 1  siosio
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Fanazavàna teny malagasy  4 Resaka miely sy angambaina, tsahotsaho: Efa re siosio fa handeha ho any andafy ny zanakao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 a rumor; cf. tsaho, sahoa [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 rumeur; cf. tsaho, sahoa [1.8]
Tovy hevitra  7 sahoa, tsaho
Fikambanana  8  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe siosio

Fivaditsoratra  siosio, 9 soisoy

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22