Teny iditra | sirasira sakarivo am-bavanao | |
Singan-teny | sirasira ; sakarivo ; vava | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Teny firarian-tsoa ataon' ny reny amin' ny zanany raha manoaka, izay azo adika hoe: Enga anie tsy ho diso sira na sakamalao ny vavanao ! [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Souhait fait par la mère à son petit enfant qui baille: que ta bouche ne manque jamais ni de sel ni de gimgembre! [1.3] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/09/14 |