Teny iditra | siratry | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka] Vy lava sady maranitra fihadiam-bomanga [1.78] | |
Fanazavàna teny frantsay | [Taisaka] Bâton en fer pointu servant à déraciner les patates [1.82] | |
Voambolana | Fitaovam-piasana | |
Fivaditsoratra | siratry, siritra |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |