|
|
|
|

Teny iditra 1  sisana
Fototeny  2 sisa
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Enti-milaza zavatra asiana sisa: Tsy nosisany ny laoka ka voatery hividy indray isika
9 Enti-milaza ny olona amelana sisa: Tongava fa hosisanay vary ianao rahariva [1.1]

Fivaditsoratra  10 sanasy, 11 sasany, 12 sasina, 13 siansa, 14 sinasa, sisana

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04