Teny iditra sisa tavela
Singan-teny sisa ; tavela
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny anglisy A remnant [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Le reste, le reliquat [1.8]
Ohatra Tsy sahy nijery olona firy amin' izany, sao mbola misy lokomena sisa tavela eny amin' ny endrika, ny tratram-palitao koa akombona mba tsy ho hita ny dia-molotra amin' ny lobaka. [2.4]

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/17