|
|
|
|

Teny iditra 1  sisifana
Fototeny  2 sisika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Ampidirana, anatsofohana zavatra, ka matetika somary ankery: Sisifana vy ny vatankazo mba hamakiana azy / Isan' efa-taona dia sisifana andro iray ny taona ka amin' ny faran' ny fevrie no atao izany
9 Ampidirana kely: Nosisifako teny kely ho an' i Dadatoa tao amin' ny taratasy nampitondraiko ho an-dRakoto [1.1]
Tovy hevitra  10 sisihana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22