|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  sisina
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
3  Matoantenin' ny mpanao :
4  Matoantenin' ny iharana :
5  Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  6  Morona: Mipetraka eo an-tsisin-dalana ny mahantra
7  Ny faritra manodidina: Esory ny sisin' ity lamba ity [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8  a border [Malay sisih, side, quarter] [1.2]
9  the edge, the border [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10  le bord, la lisière, la frontière [1.3#611]
11  bord [1.8]
Haiendriteny 
12  Tsotra :
13  Tovonana :
Tovy hevitra  14  sisiny
Kamban-teny 
Ohabolana  17  Ohabolana misy io teny sisina io

Teny iditra (2/3)18  sisina (sisy)
Sokajin-teny  19  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  20  Kikisana: Nosisin' ny totozy ny saonjo tao an-dakozia [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  21  qu'on enlève par petits morceaux: Nosisin' ny voalavo ity mofo ity (Ce pain a été rongé par les rats) [1.3]
Haiendriteny 
22  Ny ankehitriny :
23  Ny lasa :
24  Ny hoavy :
25  Filaza mandidy :
Ohabolana  26  Ohabolana misy io teny sisina io

Teny iditra (3/3)27  sisina (sisy)
Sokajin-teny  28  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  29  Ahitsy, atao mahitsy mitovy tantana: Tsy nosisiny tsara ilay hazofisaka ka nivaona [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  30  to be straightened [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  31  qu'on redresse [1.3]
Haiendriteny 
32  Ny ankehitriny :
33  Ny lasa :
34  Ny hoavy :
35  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  36  sinisa, sisina

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/19