Teny iditra | 1 sisivala |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] [Taimoro]
Tsihy lavalava kely apetraka eo anjorofirarazana ka atao ho an' ny Razana indrindra sy ny olo-manan-kaja tiana handrianina; raha mivelatra eo an-tokonana anoloan' ny varavarana ny sisivala, dia milaza izany fa ao anaty trano ny Razana ka voarara ny miditra ao |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |