Teny iditra | sitri > sitrika | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fandentehana na filentehana ao anaty lavaka; fampidirana zavatra tsy ho hita na fanafenana Entina milaza koa ny fandevenana ny maty na fampidirana ao am-pasana ny faty alevina [1.1] | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Fivaditsoratra | katsiry, rakitsy, sitrika, tsariky, tsirika |
sitri | |||
|
| ||
|
|