Teny iditra (1/2) | 1 soaka |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Mitovitovy, mifandraidraika, teny fampiasa hilazana ny laharan-tsikidy |
Teny iditra (2/2) | 4 soaka |
Sokajin-teny | 5 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
6 [1.1] Solo na mpanampy, mpandimby toerana |
Sampanteny |
|
Fivaditsoratra | 11 akaso, akosa, asako, asaok, asoak, asoka, kasao, kasoa, sakao, sakoa, Sakoa, saoka, soaka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |