Teny iditra soamalondoka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Zavamaniry mitovitovy amin' ny avoko, mitapela-dravina, ivaiva, misy vodiny be ranony mampivalana, ataon' ny olona famonoamboalavo [1.1]
Voambolana 
Tovy hevitra soamalondona

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31