|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  soba
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  sampona [Taisaka] [1.78]

Teny iditra (2/2)4  soba
Sokajin-teny  5  anarana
Fanazavàna teny malagasy  6  Soratr' omby tokam-bolo fa fotsy ny lohany sy ny siranandony [Sakalava] [1.1]7  omby fotsy loha sy kibo, olona sola na tsy be [Sihanaka] [1.78]

Fivaditsoratra  8  sabo, sabò, soba

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31