Teny iditra soherina
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Zana-dandy mbola miofo ao anatin' ny ombindandy; toetra faharoa ananan' ny landy aorian' ny maha-bibindandy azy; ny soherina dia mifono ao anaty akorany, ka "miomby" no ilazana azy amin' izay [1.1]
 Biby kely mbola hiofo ka tsy dia mihetsika loatra [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Chrysalide, nymphe [1.13]
Voambolana 
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31