|
|
|
|

Teny iditra1  soirina
Fototeny  2  soitra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  Alaina na hetsehina amin' ny hazo na zavatra maranidoha: Nosoirin' ny ankizy tamin' ny hazo lava ny voankazo
5  Totoin' ny omby amin' ny tandrony: Nosoirin' ny omby ilay zaza
6  Ailika, savasavana: Soirina ny lavenona mba hirehetan' ny afo tsara [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  7  qu'on attise, qu'on remue, qu'on soulève; qu'on cueille avec quelquechose de pointu, que les cornes du taureau soulèvent: Nosoirin' ny omby ny mpiandry azy (Le boeuf a soulevé le bouvier avec ses cornes) [1.3]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  12  anisiro, soirina

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05