|
|
|
|

Teny iditra1  solangaina
Fototeny  2  solanga
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  (volo) Akarina eo ambony handrina dia ampandrina atao milavo any aoriana
5  (antsy) Atao miforitra any aoriana ny tendrony [1.1]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  10  asolangany, isolangana, laingosana, solangaina

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05