|
|
|
|

Teny iditra 1  solarana
Fototeny  2 solatra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Voaratra ka nisy ilany kely nikipaka: Nosolaran' ny sabatra ny sandriny
9 Atomboka: Nosolarany aninaraina ny asa tanimboliny [1.1]

Fivaditsoratra  10 salorana, solarana

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04