Teny iditra | solietnà | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Ambaratongam-pahamboniana na gradin' ny miaramila eo anelanelan' ny aspirà izay ambaniny sy ny lietnà amboniny; mitovy fahamboniana amin' ny enseigne de vaisseau kilasy faharoa amin' ny tanisa an-dranomasina [1.1] | |
Voambolana | Miaramila | |
Ny fihaviany | Frantsay: sous-lieutenant. | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |