Teny iditra | solilana (solila) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Atao manjary misompirana, solarana mba hanjary misolampy: Nahoana no nosolilanao ity hazo ity ? [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Qu'on chanfreine, qu'on met on pente, en talus, en biais, en biseau [1.3] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
![]() |