|
|
|
|

Teny iditra1  solotika
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Maloto mitsaporetika (fiteny indrindra amin' ny tarehy): Solotika erỳ ny endrik' ity zanakao fa mba koseho rano kely
Misy tsikoko misotetika miaraka amin' ny menaka
Sampanteny 
4  Matoantenin' ny mpanao :
5  Matoantenin' ny iharana :
6  Matoantenin' ny fameno :
7  Anarana :
8  Mpamaritra :

Fivaditsoratra  9  asolotik, atsiloko, solotika

Nohavaozina tamin' ny 2025/03/30