|
|
|
|

Teny iditra 1  somatrotroka
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  5 Misy votrovotro betsaka amin' ny hoditra, indrindra fa eny amin' ny endrika: Asa na nokekerin' ny biby ny tarehiny fa somatrotroka tampoka
6 Mitatao rahona, na entina hilazana volon' andro izany, na hilazana ny toetran' ny andro aorian' ny fiavian' ny orana, nefa ny rahona mbola manamaizimaizina ny lanitra [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20