|
|
|
|

Teny iditra 1  somindaina
Fototeny  2 sominda
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Tapahin-tenda (enti-milaza biby vonoina) [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  9 à qui ou à quoi l’on coupe la gorge [1.3#626]
Ohatra  10  Dia hoy Ibonia : " somindaina, be ra; [2.69#0]

Fivaditsoratra  11 misondaina, somindaina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20