|
|
|
|

Teny iditra1  somisika
Fototeny  2  sisika
Sokajin-teny  3  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4  Hazo na tsilo tafiditra ao anaty: Misy somisika amin' ny fanondroko havia
5  Misy hazo na tsilo tafiditra ao anaty hoho: Somisika ny fanondroko havia [1.1]
6  sila-java-maranitra tafiditra anatin'ny hoditra [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  7  écharde [1.13]
Ohatra  8  Raha nidiran' ny somisika ny tanana na nisy rantsana iray toro, eny am-pandehanana ihany no manatsoaka ilay somika na mitsentsitra ilay voatoro. [2.472]
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny somisika io

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31