|
|
|
|

Teny iditra 1  somotra
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  4 Volo maniry eo amin' ny saoka: Lehilahy lava somotra [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 la barbe du menton [1.3#627]
6 barbe de l'homme
7 pour les plantes : nom donné aux Lichens et autres épiphytes [1.196]
Ohatra  8  Manana zazalahy vao maniry somotra manko izahay ao. [2.245#]
9  Izy moa dia be volombava, lava somotra izay, ka mety ho mampahatahotra izay tsy nahalala azy. [2.356#]
Voambolana  10  Haiaina
Fikambanana  11  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 10 misy ny teny hoe somotra
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny io
Lahatsoratra  13 Randzavola: somotra ao amin' ny Baiboly

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21