|
|
|
|

Teny iditra1  sonaina
Fototeny  2  sona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Enti-milaza zavatra bataina na aingaina amin' ny tanana roa, izay ahodidina azy
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3#628] qu'on soulève, qu'on porte en mettant le bras tout autour
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  10  anasino, asonani, isaonan, naosany, nasaony, nasinao, nasoany, nasoina, nisanao, nisaona, nosaina, sonaina

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21