|
|
|
|

Teny iditra1  songomby
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Anaram-biby vaventy, izay lazain' ny olona sasany fa mifandraidraika amin' ny soavaly, nefa koa itompoan' ny sasany fa tsy misy akory fa atao fampitahorana ny zaza mitomany amin' ny alina mba hampangina azy fotsiny
Fanazavàna teny frantsay  4  [2.415, 1.54] animal fabuleux ressemblant à un cheval sauvage
5  [2.415] Se disait des audacieux
Voambolana  6  Fivavahana, finoana
Ohabolana  7  Ohabolana misy io teny songomby io

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07