Teny iditra (1/2) | 1 sonia |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Sampanteny |
|
Fanazavàna teny malagasy |
8 Ny anaran' ny tena, izay soratana amin' ny fomba manokana sy tsy miova eo ambanin' ny taratasy soratana ka enti-manamarina ny nanoratana an' io taratasy io: Manisy sonia ny fanekena ifanaovana [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
9 a signature [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
10 signature [1.8] |
Ohatra |
11 Misy ny miahiahy fa angamba Ingahy Ravelo ihany no nandefa taratasy tsy misy sonia tany amin-dRagova. [2.472] 12 Sady izy koa no manao sonia ny toe-karama, ka inona no mampatahotra an' ialahy eo! [2.472] |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 14 Ohabolana misy io teny sonia io |
Teny iditra (2/2) | 15 sonia |
Sokajin-teny | 16 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
17 Anaran-kafa ilazana ny ala volon-jaza [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
18 (toute l'île). Cérémonie importante marquant la première coupe des cheveux d'un enfant. Elle est généralement l'occasion d'exorcismes, surtout s'il est né sous un signe jugé peu propice. Diverses plantes sont utilisées pour cet exorcisme ; elles varient suivant les indications du mpanandro (devin, tireur d'horoscope) et ne sont désignés que sous le nom de faditra. On s'interdit de prononcer leur nom ordinaire à l'occasion de cette cérémonie. [1.196] |
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 20 osina, saino, sinoa, sonia |
Nohavaozina tamin' ny 2023/09/16 |