Teny iditra | 1 sonina |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Tsihy zairina amin' ny fanjaibe hanjary ho toy ny harona ka atao fitahirizana ny valala vao, izay nampangotrahina kely dia nahahy ho maina [1.1] |
Ohabolana | 4 Ohabolana misy io teny sonina io |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |