|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  sora-
Sokajin-teny  2  endritenin' ny hoe soratra
Ohatra  3  Tsy ampy iray volana akory aho dia nahavaky teny sy nahay sora-kaliana. [2.643#84]
4  mpianatra mahadika ho sora-tanana mazava, hay vakina ary tsy misy diso. [2.117#4]

Teny iditra (2/4)5  sora
Sokajin-teny  6  anarana
Fanazavàna teny malagasy  7  Vavaka saotra noho ny fahasitranana tamin' ny aretina mafy nahazo ny tena [Taisaka] [1.1]

Teny iditra (3/4)8  sora
Sokajin-teny  9  anarana
Voambolana  10  Haibiby: mampinono
Fanazavàna teny malagasy  11  Biby toy ny sokina, saingy kelikely kokoa ary misoratra vony mitsoriadriaka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  12  streaked tenrec (Hemicentetes nigriceps, Hemicentetes semispinosus) [5.en.https://www.tenrec.org]
Fanazavàna teny frantsay  13  hémicentètes (Hemicentetes semispinosus) [4.22]
14  tenrec zébré [5.fr.https://www.tenrec.org]
Fanazavàna teny alemà  15  Streifentanrek [5.de.https://www.tenrec.org]
Tovy hevitra  16  ambiko, tsora
Anaran-toerana 
Anarana ara-tsiansa 
Ohabolana  19  Ohabolana misy io teny sora io

Teny iditra (4/4)20  Sora
Sokajin-teny  21  anaran-tsamirery (ara-baiboly)
Voambolana  22  Soratra Masina
Fanazavàna teny anglisy  23  Shur [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  24  Shur [2.996]
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  25  Toko sy andininy momba Sora
Tsanganana sy sary iray takila  26  Fitanisana

Fivaditsoratra  27  raso, saro-, sora-

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/24