Teny iditra soratà
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Sakalava] Olomaty, vazaha (tenin-tsikidy) [1.78]

Teny iditra sorata
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Bara] Ray aman-dreniny, na izay niteraka na tsy niteraka (Tsy mba fiteny Bara akory fa tenin’ombiasa ihany) [1.353]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31