Teny iditra | soro | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | [Taimoro] Fananganan-jaza [1.78] | ||
Kamban-teny |
| ||
Teny iditra | soro | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka] Fampirehetana afo [1.78] | ||
Teny iditra | soro | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka] Fomba arahina raha mangata-pahasitranana [1.78] | ||
Fivaditsoratra | roso, soro |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/06 |
![]() |